Fizahan-teny |
|
|
|
Ohabolana : sakafo ambany foitra
|
|
|
Ohabolana 1 | Hidy sy rakotry ny tany, hitana izao vinorin' i Lehidama, nanaovana salaka fohy rambo sy nanaovana sakafo ambany foitra. [2.415 #425]
|
Dikanteny frantsay | L' armée est la serrure et le couvercle pour protéger le royaume : elle garde ce que Radama et les autres souverains ont réuni en un seul royaume avec tant de peines et de privations. [2.415 #425]
|
Fanazavana frantsay | Paroles des souverains de l' Imerina. [2.415 #425]
|
|
|
Ohabolana 2 | Sakafo ambany foitra. [2.415 #4583]
|
Dikanteny frantsay | Petite réfection ne dépassant pas le nombril. [2.415 #4583]
|
Fanazavana frantsay | Se disait de ceux qui se dévouaient ou travaillaient avec ardeur au prix de grandes privations. [2.415 #4583]
|
|
|
Fizahan-teny |
|
|