Teny iditra | 1 anaovana |
Fototeny | 2 tao |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny fameno |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] |
Ohatra |
6 [1.3] Eto no hanaovako trano (C’est ici que je vais faire, bâtir, construire une maison) 7 [1.3] Inona no anton’ ny nanaovanao ratsy toy izany? (Pourquoi avez-vous agi si mal ?) 8 [1.3] Ery alatrano no nanaovako ny kitay hazo (J’ai mis le bois de chauffage dehors) 9 [2.117] Raha endasina aho dia azo anaovana kafe. 10 [2.508] Misy heviny avokoa ny "zavatra" anaovana santatra. |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny anaovana io |
Fivaditsoratra | 17 anaovana, anavoana, anoavana |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |