|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : sata

Ohabolana 1Miova Andriana, miova sata. [2.165 #1402, 2.415 #329, 2.558 #2361, 2.653 #1802]
Dikanteny frantsayAutre souverain, autres coutumes. [2.165]
Les usages changent parfois avec les rois. [2.415 #329]
Fanazavana frantsayBien des coutumes changeaient avec chaque souverain, lequel possédait un pouvoir quasi absolu. [2.165]
Chaque royaume a ses coutumes. [2.415 #329]

Ohabolana 2Sakalava sy Betanimena : iray fonenana fa samy manana ny satany. [2.558]

Ohabolana 3Tanin' andriana tian-konenana, ary satan' andriana tsy harahina. [2.415 #258]
Tanin' andriana tian-konenana, ary satan' andriana tsy tiankarahina. [2.415 #258]
Tanin' andriana tian-konenana, ka satan' andriana tsy harahina. [2.165 #1411]
Tanin' Andriana tian-konenana, ka satan' Andriana tsy tian-ko arahina. [2.558 #4047]
Tanin’ Andriana tian konenana; satan’ Andriana tsy harahina. [2.653]
Dikanteny frantsayOn aime la terre d' un souverain pour y résider, mais on n' aime pas à se soumettre à ses lois. [2.415 #258]
Vouloir demeurer sur les terres du souverain, mais ne pas vouloir suivre ses lois. [2.165 #1411]
Fanazavana frantsayIl en coûte de se soumettre à toutes les volontés du souverain ; on voudrait avoir les avantages sans les inconvénients. [2.415]

Fizahan-teny