Fizahan-teny

Ohabolana : Tankay

Ohabolana Antakay milañona: tsy ialam-potsy maso. [Houlder 1895]
Antankay milanona, tsy ialam-potsi-maso. [Samson 1965 #A75]
Fanazavana malagasy Antankay mivory tsy ialan' izay fotsy maso. + Ny mikapo-bary eny am-pamoloana no dia mahafotsy ny mason' ny ankabeazan' ny Antankay (Bezanozano). Saiky fotsy maso an' ila avokoa ny ankamaroan' izy ireny. [Houlder 1895]

Ohabolana Tsy Tankay aho ka tsy hahalala dian-dambo. [Rajemisa 1985]
Fanazavana malagasy Olona mahalala ny ataoko aho. [Rajemisa 1985]

Fizahan-teny