Fizahan-teny |
|
|
|
Ohabolana : taranaka
|
|
|
Ohabolana 1 | Alao ho ahy ny tringitringiny, fa izaho no avo indrindra ; aiza koa ho ahy ny vodiny, fa ny taranako no ho tompon' ny farany. [2.415 #182]
|
Dikanteny frantsay | Je me réserve la bosse du boeuf, car je suis le plus grand ; et je me réserve la culotte du boeuf, parce que mes descendants seront maîtres de l' avenir. [2.415]
|
Fanazavana frantsay | Paroles proverbiales du roi Ralambo lorsqu'il fit abattre le premier boeuf pour être mangé. [2.415]
|
|
|
Ohabolana 2 | Ny fitiavan-tanindrazana no lova soan' ny taranaka. [2.415 #987]
|
Dikanteny frantsay | L' amour de la terre des ancêtres, voilà bien l' héritage des descendants. [2.415 #987]
|
|
|
Fizahan-teny |
|
|