Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||
Ohabolana : tra-maraina | |||||||||||||||||||||
Ohabolana 1 | Mihotsaka ho azy ohatra ny ranovola tra-maraina. [2.558] | ||||||||||||||||||||
Ohabolana 2 | |||||||||||||||||||||
Fanazavana malagasy | Enti-milaza ny zavatra rehetra mianjera ho azy rehefa tonga ny fotoany na dia tsy nisy nampianjera aza. [1.1 #694]
Miala ho azy amin' ny nahim-pony fa tsy ilaina esorina akory rehefa tonga ny fotoanany. [1.1 #67] | ||||||||||||||||||||
Fizahan-teny |
| ||||||||||||||||||||