|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : tsiriho

Ohabolana 1Antsibe latsaka an-dobo; raha ilaozana, harafesina. [2.165]
Antsibe latsaka an-dobo: tsiriho matetika, fandrao dia harafesina. [2.653 #257]
Antsibe latsaka an-dobo : tsiriho matetika fandrao harafesina. [2.415 #615, 2.558 #303]
Antsibory latsaka an-kady : tsara tahiry vao harafesina. [2.558 #291]
Dikanteny frantsayCouteau tombé dans l' eau : qu' on le voie souvent de peur qu' il ne se rouille. [2.415 #615]
Un grand couteau tombé dans une mare: si on l' y laisse, il se rouillera. [2.165]
Fanazavana frantsaySe disait des chefs qu' il fallait surveiller car l' occasion fait le larron. [2.415 #615]

Fizahan-teny