Teny iditra | antsibe (antsy, be) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | [Tanala] antsy lava zarana fitondran'ny mpianala, kalaza (antsy) [Rakotosaona 1975] | |
Antsy lehibe azo ampiasaina ho toy ny famaky fikapana hazo [Rajemisa 1985] | ||
Fandikana anglisy | a cleaver [Richardson 1885, Hallanger 1973] | |
An axe, a bill-hook, a hatchet. [Richardson 1885] | ||
a bush knife [Hallanger 1973] | ||
Fandikana frantsay | grand couteau qui peut servir de hâche [Abinal 1888, Hallanger 1974] | |
Voambolana | Fitaovam-piasana | |
Teny nalaina | Ohabolana misy io teny antsibe io | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |