| Fizahan-teny |
|
|
| |
Ohabolana misy ny teny hoe : valaka
|
|
|
| Ohabolana 1 | Ny tanora valaka tsy mahaleo ny lahiantitr' Imamo. [2.558 #3261, 2.165, 2.415]
|
| Dikanteny frantsay | Le jeune homme las et épuisé est inférieur au vieillard de l'Imamo. [2.415 #1579]
Un jeune homme las est inférieur à un vieillard de l' Imamo. [2.165]
|
|
|
| Ohabolana 2 | Tsy misy be aina noho ny alika, fa raha manodidina any Itasy, valaka. [2.653 #3509]
Tsy misy be aina noho ny alika, fa raha manodidina an' Itasy, valaka. [2.415 #4035]
Tsy misy be aina ohatra ny alika, fa raha manodidina an' Itasy valaka. [2.558]
|
| Dikanteny frantsay | Personne n' a autant de force que le chien, et pourtant quand il fait le tour du lac Itasy, il est fatigué. [2.415 #4035]
|
| Fanazavana frantsay | Paroles d'excuses. [2.415 #4035]
|
|
|
| Fizahan-teny |
|
|