|
|
|
|

Teny iditra ada
Sokajin-teny anarana
 Aisance, bonheur, jouissance, lenteur, paix, prospérité --> faly, gike, lame, sambatse, sinisiny, soa, tahe, velo [1.68]

Teny iditra ada
Sokajin-teny anarana
  [Provincial] Father, papa. See aba, and ray. [1.2]
Voambolana 
Tovy hevitra aba ~ baba ~ dada ~ ikaky ~ ray

Teny iditra Ada
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
 Ada [2.996]
 Adah [2.996]
 Ada [2.996]
Voambolana 
Ohatra Ary Ada niteraka an'i Jabala; [2.996]
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2024/09/10