| Teny iditra | aely (ely) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Aparitaka, ahahaka: Naelin' ny akoho ny fako Aparitaka atao fantatry ny olona rehetra: Naelin-dRakoto sahady ilay vaovao momba ny fanadinana [1.1] | |||||||||
| To be scattered, to be disseminated [1.7] | |||||||||
| Qu'on disperse, qu'on dissémine, parsème, éparpille /m:txt> [1.8] | |||||||||
| Ohatra | Borahina sy aely ny tsinainy sy ny taimboraka ka tononina izao teny izao
[2.508] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2024/08/26 |
|