|
|
|
|

Teny iditra aelezo (ely)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana aely [Fitanisana]
  [1.3]
Ohatra 
1Aelezo ny tsìnainy, hoy ny horaky ny miaramila. [2.895]
2ary ny ampahatelony dia aelezo ho amin'ny rivotra; [2.996]
3Kapaho ny hazo, tapaho ny rantsany, ahintsano ny raviny, aelezo ny voany; [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/26