|
|
|
|

Teny iditra ahorona (horona)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
 Ahodina hivoromborona: Ahorony ny tsihy
Ampirimina, angonina: Rehefa hariva ny andro, ahoron' ny olona ny vary, omby aman' ondry
Alaina indray miaraka, faohina: Nipoaka ny ady, nahorona natao miaramila daholo ny tovolahy ~ Nahoron' ny mpangalatra daholo ny entana tao an-trano
Baboina: Nahoron' ny fanjakana ny fananan' ilay mpamadika [1.1]
 To be rolled up [1.7]
 Qu'on roule, qu'on enroule, ramasse; qu'on confisque [1.8]
Ohatra Ny salakako raha ahorona, hoatra ny totohondry; [2.69]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ahorona, ahoroko, ahoronao, ahorony, ahorontsika, ahoronay, ahoronareo, ahoron', ahoron-, ahorom-, ahoro-
Ny lasa : nahorona, nahoroko, nahoronao, nahorony, nahorontsika, nahoronay, nahoronareo, nahoron', nahoron-, nahorom-, nahoro-
Ny hoavy : hahorona, hahoroko, hahoronao, hahorony, hahorontsika, hahoronay, hahoronareo, hahoron', hahoron-, hahorom-, hahoro-
Filaza mandidy : ahorony

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19