| Teny iditra | ajadona (jadona) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Atao mijadona, atsatoka; terena hatao ka tsy azo valiana [1.1] | |||||||||
| à planter, à ficher Figuré: à exiger avec empire [1.3] | |||||||||
| Ohatra | Ary mihoatra noho izany rehetra izany, misy tevana makadiry ajadona ao anelanelantsika, mba tsy ho afa-mita hankeny aminareo izay te-hiala etý
[2.996] | ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/02/19 |
|