|
|
|
|

Teny iditra jadona
Sokajin-teny anarana
 Enti-milaza fijoroana mahitsy, tsy mihetsika
Teny andidiana tsy maintsy arahina, tsy azo valiana: Manao jadona izy raha miteny ka tsy tian' ny olona [1.1]
 Tomba fitondrana tsy refesi-mandidy ary tsy azo iadian-kevitra [1.13]
 Despotic authority [1.7]
 Despotisme [1.3, 1.8]
 Position droite, fixe
Figuré: la raison du plus fort [1.3]
 Dictature [1.13]
Ohatra izany no manao lenin-dahy ary manao jadona, ka tsy tia' ny Mpanjaka raha tsy teny ifanekena: [2.48]
Sampanteny 
Teny nalaina 

Teny iditra jadona
Sokajin-teny mpamaritra
 Authoritarian [1.7]
 Despotique [1.8]

Teny iditra jadoña
Sokajin-teny anarana
  [Tanala] Mpiambina andro na alina [1.78]
Tovy hevitra gadoña

Teny iditra jadona
Sokajin-teny anarana
 Perpendiculaire [1.13]
Voambolana 

Teny iditra Jadòna
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
 Jadon [2.996]
 Yadôn [2.996]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11