| Teny iditra | akaka (kaka) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Atao kaka, asisika mba hanohana: Itỳ sila-hazo itỳ akaka eo [1.1] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | akakà (akà) | ||||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||||
| Fiakanakanana, fivakavakana, fihambahambana [1.1] | |||||||||
| Hésitation, balbutiement [1.3] | |||||||||
| Sampanteny |
| ||||||||
| Teny iditra | akaka | ||||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||||
| [Tanala] Angaka [1.78] | |||||||||
| Voambolana | |||||||||
| Teny iditra | akaka | ||||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||||
| [Bara, Betsileo] (sans doute le nom du canard akaka, qui fréquente les mêmes lieux humides) Costularia baronii C.B. Clarke et Costularia pantopoda (Baker) C.B. Clarke (Cyperaceae). Pas d'usage connu. [1.196] | |||||||||
| Voambolana | |||||||||
| Anarana ara-tsiansa | Costularia baronii, Costularia pantopoda | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/03/04 |
|