| Teny iditra | akohofotsy | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Singan-teny | akoho, fotsy | |
| [Taifasy] Angamaty (aretina) [1.78] | ||
| [Taimoro] Farasisa [1.78] | ||
| [Tambahoaka] Aretindratsy [1.78] | ||
| [Betsimisaraka] Aretina mpahazo ny lehilahy na vehivavy (angatra) [1.78] | ||
| [Tanala] Aretina amin'ny mahavehivavy na amin'ny filahiana - angatra (aretina) [1.78] | ||
| Karazan'aretina mifindra avy amin'ny firaisan'ny lahy sy ny vavy [1.13] | ||
| Blennorragie [1.78, 1.13] | ||
| Voambolana | ||
| Mpanahaka | ambaniana ~ angatra ~ famehy ~ farasisa ~ fiandry ~ fifia ~ vania | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/10/27 |
|