| Teny iditra |
farasisa
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| Singan-teny | fara,
sisa |
| | Aretina toa mifamindra amin' ny ra mahatonga ho feriferena na ho sarotim-pery [1.1]
|
| | [sisa, that which is left.] The tertiary state of syphilitic diseases. [1.2]
|
| | Syphilis [1.7]
|
| | Syphilis [1.54, 1.8]
|
| Voambolana |
| Ohatra |
| 1 | Manonofy eo amin' ny farafara maloto na misaritaka : farasisa na angatra.
[1.381]
|
| 2 | Ilaina amin'ny fitsaboana farasisa mahery vaika ihany koa izy ireo (jereo p.
[2.424]
|
|
| Mpanahaka |
akohofotsy ~
ambaniana ~
angatra ~
famehy ~
fiandry ~
fifia ~
vania |
|