|
|
|
|

Teny iditra alam-piery
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny ala, fiery
 Kilalaon' ankizy ifampitadiavana: misy iray mitady ny namany, izay samy nikaroka fiafenana nahafa-po azy avy, ary dia izay hita voalohany amin' ireo no mitady ny hafa indray; raha misy tsy hitan' ilay mitady, dia tsy miseho io raha tsy efa nilaza hoe "afa-po" ilay nitady [1.1]
Voambolana 
Tovy hevitra fanalam-piery ~ fangalampiery

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/12