| Teny iditra | fangalampiery | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Singan-teny | fangalana, fiery | |
| Kilalaon' ny ankizy izay toy izao no fandehany: miafina ny maso fa misy anankiray kosa mitady ireo mpiery; ary dia izay hita voalohany amin' ireo indray no mitady; raha misy tsy hitan' ilay mpitady dia milaza "afa-po" izy, ka miseho ilay niery [1.1] | ||
| Voambolana | ||
| Tovy hevitra | alam-piery ~ fanalampiery | |
| Tsipelina hafa | fangalam-piery | |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/07/05 |
|