|
|
|
|

Teny iditra fanalampiery
Sokajin-teny anarana
Singan-teny fanala, fiery
 Karazan-daolao misy ankizy miery izay karohin' ny sasany ka izay hita dia mitady kosa indray; raha mitady ka tsy mahita dia manao hoe: afa-po, ary dia miseho amin' izay kosa ilay niery [1.1]
Voambolana 
Tovy hevitra alam-piery ~ fangalam-piery

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/20