|
|
|
|

Teny iditra alika
Sokajin-teny anarana
 Olona ratsy toetra na vetaveta tsy mahalala menatra: Alika izany raha zaza. / Tsy alikan' izay zaza izany!. [1.1]
 Used also in contempt for a human being [1.2]
 Cynique [1.3]
 Terme d' injure : se disait de la mauvaise conduite [2.415]

Teny iditra alika
Sokajin-teny anarana
 ( alikalika no fampiasa kokoa) Fisehoana ho sarotsarotiny, miangentsangentsana, mitsingintsingina [1.1]
 L'action de se montrer difficile, méticuleux, délicat [1.3]
Sampanteny 
Tovy hevitra alikalika

Teny iditra alika
Sokajin-teny anarana
 Biby fiompy mampinono, mpihina-nofo, avo dia, lehibe noho ny saka, lava sofina sy vava, ary somary lava vatana kokoa (amin' ny ankamaroany, satria maro karazana ny alika). Ny feon' alika dia atao hoe vovò na mivovò; indraindray izy mivovò na mitaraindraina lavareny mandritra ny alina: mitomany valala no filaza azy amin' izay. Na dia mitovy ihany aza ny nantsoin' ny Ntaolo tamin' ny hoe alika sy amboa, ny hoe amboa dia mihajahaja kokoa taminy [1.1]
 A dog. See also amboa [1.2]
 A dog [1.7]
 Chien [1.3, 1.54, 1.8, 1.13]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : alika, alikako, alikanao, alikany, alikantsika, alikanay, alikanareo, alikan', alikan-, alikam-
Sampanteny 
Mpanahaka  amboa
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/08