|
|
|
|

Teny iditra manalika (alika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manala baraka amin' ny teny tsy fanao afa-tsy amin' ny alika, na amin' ny fanaovana ilay olona tenenina ho toy ny alika [1.1]
 To use opprobrious words to any one. [1.2]
 To treat someone like a dog (vulgar) [1.7]
 Traiter quelqu'un en chien (vulgaire) [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : manalika
Ny lasa : nanalika
Ny hoavy : hanalika
Filaza mandidy : manalika

Teny iditra manali (alika)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manalika [Fitanisana]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20