|
|
|
|

Teny iditra mialikalìka (alikalika (alìka))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Manao toetra na fiainan' alika, ratsy toetra, ratsy fiaina [1.1]

Teny iditra mialikalika (alikalika (alika))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
 Miangentsangentsana, sarotsarotiny [1.1]
 To be too familiar with others, to assume impertinent airs. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mialikalika
Ny lasa : nialikalika
Ny hoavy : hialikalika

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/08