|
|
|
|

Teny iditra ambanivohitra
Sokajin-teny anarana
Singan-teny ambany, vohitra
 Enti-milaza ny faritra ivelan' ny tanàn-dehibe [1.1]
 The people of Imerina not living in Antananarivo or Ambohimanga and their immediate vicinities. [1.2]
 The country; country people [1.7]
 La campagne, à la campagne, la brousse; campagnard [1.8]
Voambolana 
Ohatra 
1Andro lehibe moa ny alahady any ambanivohitra. [2.4]
2"Ambarako anareo ambonivohitra sy ambanivohitra: [2.48]
3Lehilahy an-jatony maro, nilanja ny angady nampiasainy tany anaty zehitra, no niakatra avy any Amparabonga, nidina avy any Atsimondrova, nihaika ny fiakaran-dRatatamo, nipoitra avy any amin' ny ambanivohiny any avy, namonjy ny kianja eo an-tampon' Ambatondrazaka. [2.472]
Sampanteny 
Tohi-kevitra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14