|
|
|
|

Teny iditra tambanivohitra
Sokajin-teny anarana
Singan-teny t, ambany, vohitra
 Campagnard [1.66]
 Provincial [1.66]
Ohatra 
1Zanak' olona ambony toy ireny ve hijery maso ahy olona tambanivohitra kely ity? [2.4]
2Loza ho an' ny zazavavy ny irin' ny olona raha tambanivohitra sy mahantra izy. [2.472]
3hoy indray ny eritreriny iray, tsy ho ory intsony izy mianakavy na dia ho tambanivohitra araka ny maha tantsaha azy aza. [2.470]

Teny iditra Tambanivohitra
Sokajin-teny anarana (teatira) [Fitanisana]
Mpanoratra Ny Avana, 1926
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11