| Teny iditra | amboarina (voatra) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Enti-milaza zavatra simba izay karakaraina mba hiverina amin' ny toetrany tsara teo aloha: Amboary kely itỳ farafara itỳ fa tapaka ny tongony Omanina, karakaraina: Amboary ny sakafon' ny vahiny [1.1] | |||||||||
| To be prepared; to be arranged; to be repaired [1.7] | |||||||||
| Qu'on prépare, qu'on arrange; qu'on répare [1.8] | |||||||||
| Ohatra |
| ||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|