|
|
|
|

Teny iditra amboary (voatra)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana amboarina [Fitanisana]
Ohatra 
1Amboary kely itỳ farafara itỳ fa tapaka ny tongony [1.1]
2Amboary ny sakafon' ny vahiny [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/17