| Teny iditra | ampamaky | ||||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||||
| Anaran-karatra filalaovana misy sarina lehilahy mitondra famaky [1.1] | |||||||||
| A jack in cards [3.1] | |||||||||
| Un valet dans un jeu de cartes [3.1] | |||||||||
| Voambolana | |||||||||
| Mpanahaka | andriambavy ~ andriandahy | ||||||||
| Sary |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2024/09/02 |
|