| Teny iditra | andriandahy | ||||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||||
| Singan-teny | andriana, lahy | ||||||||
| Teny fanajana fanao ao alohan' ny anaran' andriana lehilahy na iantsoana na ilazana azy raha miresaka aminy: Ny andriandahy koa be vazivazy [1.1] | |||||||||
| A nobleman, a prince. [1.2] | |||||||||
| Teny iditra | andriandahy | ||||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||||
| Singan-teny | andriana, lahy | ||||||||
| Anaran-karatra filalaovana misy sarina mpanjakalahy [1.1] | |||||||||
| A king in cards [3.1] | |||||||||
| Un roi dans un jeu de cartes [3.1] | |||||||||
| Voambolana | |||||||||
| Mpanahaka | ampamaky ~ andriambavy | ||||||||
| Sary |
| ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2024/09/02 |
|