|
|
|
|

Teny iditra andriambavy
Sokajin-teny anarana
Singan-teny andriana, vavy
 Teny fanajana fanao eo alohan' ny anaran' ny andriana vehivavy na iantsoana azy raha miresaka aminy: Ny andriambavy Rabodoseheno. Aoka re, ny andriambavy, fa dia ianao indray ve no hisahirana hankany aminay [1.1]
 [vavy, feminine.] The female nobility, a princess. [1.2]

Teny iditra andriambavy
Sokajin-teny anarana
Singan-teny andriana, vavy
 Anaran-karatra filalaovana misy sarina mpanjakavavy [1.1]
 A queen in cards [3.1]
 Dame; jeu de cartes [1.13]
Voambolana 
Mpanahaka  ampamaky ~ andriandahy
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2024/09/02