| Teny iditra | ampiana (ampy) | ||||||||
| Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
| Ampitomboina mba ho bebe kokoa: Mbola tokony hampiana telo metatra itỳ lambako itỳ fa kely loatra ~ Ampio sira ny laoka fa matsatso Omena hery fanohanana amin' ny asa atao: Ampio aho fa tsy zakako itỳ entana itỳ [1.1] | |||||||||
| To be added to, to have an addition made to. Used of that to which an addition is made. [1.2] | |||||||||
| To have an addition made to it; to be helped [1.7] | |||||||||
| Qu'on augmente, qu'on aide [1.8] | |||||||||
| Plus [1.13] | |||||||||
| Haiendriteny |
| ||||||||
| Teny iditra | ampi~ana | ||||||||
| Sokajin-teny | tsirinteny saradroa | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |
|