|
|
|
|

Teny iditra ampio (ampy)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana ampiana [Fitanisana]
Ohatra 
1Ampio sira ny laoka fa matsatso [1.1]
2Ampio aho fa tsy zakako itỳ entana itỳ [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2012/10/21