| Teny iditra | anaram-bosotra | |
| Sokajin-teny | kambanteny | |
| Singan-teny | anarana, vosotra | |
| Fanampy na solon' anarana napetaky ny olona ho kivazivazy na vosobosotra ary dia raikitra; tsy tena anarana fa anarana napetaka atao fiantsoana olona indrindra, izay mazana nanomboka tamin' ny vazivazy na vosobosotra [1.1] | ||
| A nickname [1.8] | ||
| Sobriquet, surnom [1.8] | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/12 |
|