| Teny iditra | andranobe | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Singan-teny | rano, be | |
| (ao an-trano be): Ny vehivavy lehibe indrindra ao amin' ny fianakaviana; ramatoabe; matetika koa anefa atao hoe andranobe ny vadin' ny lehilahy lehibe mpanankarena na maro ankohonana [1.1] | ||
| Voambolana | ||
| Ohatra | dia ny andranobe tongava iketaka, ary ny anakandriana dia tongava ikotokely
[2.48] | |
| Teny iditra | Andranobe | |
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (anaran-tany) | |
| Voambolana | ||
| Fangi-bolantany | -24.4, 46.3666667
-20.9, 44.7166667 -19.3666667, 44.9166667 -18.7666667, 44.6666667 -17.6166667, 45.25 -17.45, 48.3833333 -17.3666667, 45.4666667 -14.5166667, 48.2333333 | |
| Haianarantany | rano, be | |
| Teny iditra | Andranobe | |
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (anaran-tany) | |
| Petite rivière de Nosy Be qui se jette dans la baie d'Ambatozavavy [1.11] | ||
| Voambolana | ||
| Teny iditra | Andranobe | |
| Sokajin-teny | anaran-tsamirery (anaran-tany) | |
| Tributary of the right bank of the Ikopa river [3.1] | ||
| Affluent de la rive droite de l' Ikopa [3.1] | ||
| Voambolana | ||
| Sary |
| |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/05/08 |
|