| Teny iditra | androany | |
| Sokajin-teny | tambinteny | |
| Singan-teny | andro, any | |
| Mpamaritra matoanteny enti-milaza ny tapany efa lasa amin' ny andro itenenana: Nianatra aljebra izahay androany. (Diso ny hoe: Hianatra aljebra izahay androany; anio no tokony hampiasaina eo [1.1] | ||
| [ andro any ] The past part of the day. [1.2] | ||
| Today (past tense) [1.7] | ||
| Aujourd'hui (temps passé) [1.8] | ||
| Voambolana | ||
| Mpanahaka | anio | |
| Nohavaozina tamin' ny 2023/04/22 |
|