|
|
|
|

Teny iditra anio
Sokajin-teny tambinteny [Fitanisana]
 Enti-milaza ny fotoana tsy mbola nodiavina amin' ny andro itenenana: Hitsangantsangana any antsaha izahay anio
(Ny enti-milaza ny fotoana efa nodiavina kosa dia androany: Nitsangantsangana tany an-tsaha izahay androany) [1.1]
 The part of the day to come. To-day. [1.2]
 Today (future tense) [1.7]
  [Taisaka] Aujourd'hui (partie du jour non écoulée) [1.82]
 Aujourd'hui (temps futur) [1.8]
Mpanahaka  androany

Teny iditra anio (any)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana anina [Fitanisana]

Teny iditra anio
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana any [Fitanisana]
  [Taisaka] Ataovy [1.78]
  [Taisaka] [1.82]

Teny iditra an' io
Sokajin-teny kambanteny
Singan-teny any, io
Ohatra 
1Mba te-handresy an' io ve hianao, anaka? [2.499]
2Sambasamba mba nisy an' io fanagiazana io [4.27]

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/05