| Teny iditra | ange | ||||||||
| Sokajin-teny | kianteny | ||||||||
| Kian-teny entina manaitra kokoa ny sain' ny olona antsoina na itenenana mba hihainoany tsara izay holazaina aminy: Etsy ange! Avia ange! Nahoana ange hianao no tsy mba nandeha! Jereo ange! Ahoana ange izany teninao? [1.10] | |||||||||
| Kian-teny kely enti-manintona ny sain' olona iresahana ka mitaona azy amim-piangentsanana kely hanao zavatra na hanatona:
Jereo ange itỳ sariko ~ Avia ange hilazako zavatra e! Raha aorian' ny mpamaritra matoanteny manontany ny ange dia manamafy kely ny fanontaniana amim-pomba somary miangentsana: Nahoana ange no tsy valianao ny fanontaniako? [1.1] | |||||||||
| Used to soften commands: Jereo ange (Look) [1.7] | |||||||||
| Qui sert à adoucir les commandes: Jereo ange (Regardez un peu!) [1.8] | |||||||||
| Ohatra |
| ||||||||
| Tsipelina hafa | angea ~ angeha | ||||||||
| Teny iditra | ange
![]() | ||||||||
| Sokajin-teny | anarana | ||||||||
| anjely: L'ange gardien (Ny anjely mpiambina)
Olona madio fo, olona lavorary [1.4] | |||||||||
| anjely
Olona tsara fanahy dia tsara fanahy. [1.9] | |||||||||
| Voambolana | |||||||||
| Mpanahaka | être aux anges | ||||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/22 |
|