| Teny iditra |
angeha
|
| Sokajin-teny | kianteny
|
| | Kian-teny entina manaitra kokoa ny sain' ny olona antsoina na itenenana mba hihainoany tsara
izay holazaina aminy:
Etsy angeha! Avia angeha! Nahoana angeha hianao no tsy mba nandeha!
Jereo angeha! Ahoana angeha izany teninao? [1.10]
|
| | An expletive chiefly used with commands, or earnest requests: Avia angeha (Now just come here) [1.2]
|
| | Un peu, donc: Jereo angeha (Regardez un peu) [1.3]
|
| Ohatra | Ka ataoko aminareo tovovavy, hoy Rafotsy, sady nampandihiziny ny fanondrony, tandremo ihany angeha io " Solony sy sariny" io!
[1.223]
|
| Tsipelina hafa |
|
| Teny iditra |
angeha
|
| Sokajin-teny | anarana
|
| | [Betsileo, Tanala]
(adverbe qui marque le doute, ce qu'on demande à examiner de plus près). Epallage dentata DC. (Asteraceae).
A ne pas confondre avec
Epallage anemonifolia DC. Appelé
angea.
Décoction à propriétés ocytociques ; et abortive.
Malgré sa parenté apparente, il ne doit pas être administré aux femmes enceintes, sous peine de risquer un avortement.
[1.196]
|
| Voambolana |
| Anarana ara-tsiansa | Epallage dentata |
|
| Teny iditra |
angeha-
|
| Sokajin-teny | endritenin' ny hoe angehana
|
|