|
|
|
|

Teny iditra angitra
Sokajin-teny anarana
  [Betsimisaraka] Anaran-gidro mpivoaka alina fa tsy mba mivoaka amin'ny antoandro [1.78]
Voambolana 
Tovy hevitra aiay
Tsipelina hafa 

Teny iditra angitra
Sokajin-teny anarana
  [Betsimisaraka] Karazam-borona madinika, Tsikirity [1.78]
Voambolana 

Teny iditra angitra
Sokajin-teny anarana
  [Betsileo, Tanala] (prononciation locale de engitra). Nom générique des indigotiers, notamment Indigofera tinctoria L. (Fabaceae). [1.196]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Indigofera tinctoria

Nohavaozina tamin' ny 2017/12/07