|
|
|
|

Teny iditra aiay
Sokajin-teny anarana
  [Betsimisaraka] Anaran-gidro mpivoaka alina fa tsy mba mivoaka amin'ny antoandro [1.78]
 Karazan-gidro mpivoaka alina, tsy fahita afa-tsy eto Madagasikara [1.1]
 The aye-aye, a singular nocturnal animal endemic in Madagascar, to capture which, the natives say, causes illness or death. Same as ahay (Betsim.), and haihay [Antsih.]. Supposed to receive its name from its peculiar cry. Cheiromys Madagascariensis. [1.2]
 Aye-aye [1.54]
 Aye-aye (Daubentonia madagascariensis) [2.233]
Voambolana 
Anarana ara-tsiansa Cheiromys madagascariensis, Daubentonia madagascariensis
Ohatra Ary indrindra ilay biby atao hoe aiay dia an' i Madagaskara irery. [1.436]
Tovy hevitra aingitra
Tsipelina hafa 
Tsanganana sy sary iray takila Ny Gidro

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/28