|
|
|
|

Teny iditra ankandrefana (andrefana)
Sokajin-teny tambinteny [Fitanisana]
 Miasa kokoa any an' indrana ny "ankandrefana", fa ny "andrefana" no fitenin' ny eto Imerina, afa-tsy ny matoanteny miforona avy aminy, hoe: miankandrefana, ankandrefanina, iankandrefanana, fiankandrefana, fiankandrefanana, mpiankandrefana, voaankandrefana. [1.10]
  [1.1]
 Voyez andrefana [1.3]
Sampanteny 
Mpanahaka  anavaratra ~ anatsimo ~ antsinanana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20