|
|
|
|

Teny iditra antsinanana (atsinanana)
Sokajin-teny tambinteny [Fitanisana]
 Fiovan' ny atsinanana fa amin' ny matoanteny miforona avy aminy dia tonga miantsinanana fa tsy miatsinanana [1.1]
 Voyez atsinanana [1.3]
Ohatra 
1Isan' ny nanana anjara izy tamin'ny nakana an' i Sahavondronina sy Arivonimamo tamin' Andriamarobasy mpanjakan' Imamo antsinanana. [2.588]
2Fa indreny koa efa miakatra sesehena ny fokonolona avy ao antsinanana, dia ny tarik'i Ratovonirina ary ny avy any andrefana dia ny tarik'i Dolfa kely, ilay mpianatra efa azo babo indray maka iry. [2.895]
Sampanteny 
Mpanahaka  anavaratra ~ anatsimo ~ ankandrefana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20