|
|
|
|

Teny iditra ankavanana (havanana)
Sokajin-teny tambinteny [Fitanisana]
 On the right side [1.2]
 à droite, main droite [1.5]
Voambolana 
Ohatra Jerena tsara ny fiara avy eo ankavia sy ankavanana. [2.117]
Haiendriteny 
Tsotra : ankavana, ankavanako, ankavananao, ankavanany, ankavanantsanka, ankavananay, ankavananareo, ankavanan', ankavanan-
Tohi-kevitra 

Teny iditra Ankavanana
Sokajin-teny anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
 Petit fleuve de la sous-préfecture d'Antalaha ... Il reçoit sur sa rive droite les affluents Mananarabe, Andampy et Sahabe [1.11]
Voambolana 
Fangi-bolantany -19, 47.5
Haianarantany havanana#mg.n

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/06