|
|
|
|

Teny iditra ankavia (havia)
Sokajin-teny tambinteny [Fitanisana]
 à gauche [1.5]
Voambolana 
Ohatra 
1Nisy tanàna nifefy tamboho tsy dia avo teo ankavianay. [2.4]
2Nanindry bokotra kely teo ankavian' ny latabany izy. [2.471]
3Ny zokinao vavy, monina ao ankavianao dia Samaria mbamin' ny zanany vavy [2.996]
4Nitsofoka tao anaty fiara ilay zazavavy, fa nipetraka teo ankaviany ilay tovolahy, dia namelona ny milina [2.529]
Haiendriteny 
Tsotra : ankavia, ankaviako, ankavianao, ankaviany, ankaviantsika, ankavianay, ankavianareo, ankavian', ankavian-
Tohi-kevitra 

Teny iditra ankavia
Sokajin-teny anarana
Singan-teny ankavia
  [Sakalava] (littéralement « qui va à gauche ») Nom d'un arbre indéterminé d'après Dandouau. [1.196]
Voambolana 

Teny iditra Ankavia
Sokajin-teny anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
 Petit fleuve de la sous-préfecture d'Antalaha ... Il retrouve l' Ankavanana à son embouchure; sur sa rive droite, il reçoit la Sahatafita [1.11]
Voambolana 
Fangi-bolantany -19, 47.5
Haianarantany ankavia#mg.dv
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/06