| Teny iditra | noana | ||||||
| Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
| Mahatsiaro foana ny ao an-kibo ka reraka te hihinan-javatra aoka izany: Tsy nisakafo aho ka noana izaitsizy izany [1.1] | |||||||
| Hungry [1.2] | |||||||
| Hungry Deflated (of a tire) [1.7] | |||||||
| Qui a faim, affamé Dégonflé (se dit des pneus) [1.8] | |||||||
| Ohatra |
| ||||||
| Sampanteny |
| ||||||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |
|