| Teny iditra | Nanahary | |
| Sokajin-teny | anarana | |
| Teny mitovy amin' ny hoe Zanahary ihany, fa ny N sy Z nifanolo toerana toy ny hita indraindray: ohatra amin' ny hoe "Naotra" sy "Zaotra" (izay nahazoana ny zao-dahy, zao-bavy). [1.1] | ||
| Same as zanahary, andriananahary [1.2] | ||
| More or less synonym of zanahary; a god, God [1.7] | ||
| Synonyme (plus ou moins) de Zanahary un dieu, Dieu [1.8] | ||
| Voambolana | ||
| Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11 |
|