|
|
|
|

Teny iditra miantsa
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Sihanaka] Tsanganan-tromba [1.78]

Teny iditra miantsa (antsa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
  [Bara, Tanosy] Mihira [1.78]
 Manao, miventy antsa, manao hira fiderana ny mpanjaka [1.1]
 To chant in praise of the sovereign. Redup. also used. [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miantsa
Ny lasa : niantsa
Ny hoavy : hiantsa
Filaza mandidy : miantsà

Teny iditra miantsà (antsa)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miantsa [Fitanisana]
  [1.1]
  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20