|
|
|
|

Teny iditra antsantsa
Sokajin-teny anarana
 Trondron-dranomasina lava vatana sady matanjaka no masiaka -- indrindra ireo karazany antonontonony -- ka atahoran' ny olona izaitsizy, fa ireo lehibe kosa, izay mety mahatratra hatramin' ny 15 m. ny halavany, dia maro mpihaza fa mora be [1.1]
 A shark. See akio [1.2]
 A shark [1.7]
 Requin [1.8]
Voambolana 
Ohatra iaraha-mahalala fa ny mamba dia mankahala fatratra ny ranomasina fonenan' ny antsantsa fahavalony. [2.5]
Tovy hevitra akio

Teny iditra antsantsa
Sokajin-teny anarana
 Name of a small lizard, called in Imerina antsiantsy. [1.2]
Voambolana 
Tovy hevitra antsiantsy

Teny iditra antsantsa
Sokajin-teny anarana
 In the provinces it is the name given to highway robbers. See jiolahy [1.2]
Voambolana 
Tovy hevitra jiolahy

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/16