|
|
|
|

Teny iditra antsiantsy
Sokajin-teny anarana
 Karazan' androngo madinika kely, fahita eny amin' ny ahitra na eny amin' ny tamboho efa ray [1.1]
 A small lizard. See antsantsa. [1.2]
 Petit lézard vert [1.54]
Voambolana 
Ohatra 
1Mandehana ise, hoy ny Antsiantsy nilela-molotra. [2.5]
2Ary fampiadin' ny ankizilahy madinika koa ny lavanify, ny lavatanans ny amboabe, ny kiborilahy, ny taindambo, ny antsiantsy sy ny famakilohs ary vitsika vaventy. [1.437]
Tovy hevitra antsantsa
Lahatsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/18